• Alarobia 02 Septambra 2020
Actualités.Lemak’Ambohimanarina Misy misandoka ny tanin’ny tantsaha

Misy andian’olona tsy fantatra mamariparitra tanimbary amin’ny lemak’Ambohimanarina, Boriborintany fahaenina Antananarivo Renivohitra tato ho ato. Lasibatra amin’izany ny tanimbary eny amin’iny faritra manakaiky lalana « Rocade Andohatapenaka » iny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Septambra 2020
Actualités.Taranja matematika Mihena ny tanora liana aminy

Tetikasa iarahan’ireo mpankafy ny taranja matematika manatontosa ny tetikasa « Matematika pour tous ». Antony, raha ny fanazavana, dia noho ny fahitana fa mihena dia mihena ny tanora liana amin’izy io amin’izao vaninandro iainantsika izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Septambra 2020
Actualités.Namontana Nisehoana loza namoizana ain’olona indray

Nisehoana lozam-pifamoivoizana nahafatesana olona iray indray omaly alatsinainy 31 aogositra teny Namontana akaikin'ny toeram-pivarotam-panafody Volahanta .

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Septambra 2020
Actualités.Fanolanana vehivavy very saina Nidoboka am-ponja vonjimaika ilay mpiasan’ny fitsarana

Nabodoka am-ponja vonjimaika ilay lehilahy mpiandry vavahady etsy amin’ny Fitsarana nilaza ho mpiasan’ny Fitsarana nanolana vehivavy iray voalaza ho very saina teny Andohatapenaka ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Septambra 2020
Actualités.Fampiroboroboana ny ala honko Nojerena manokana ny kaominin’i Baonamary

Ny 2% n'ny ala honko erak'izao tontolo izao dia hita eto Madagasikara. Harena goavana ara-toekarena sy ara-tontolo iainana izany ary miantoka ny fiharian'ny olona sy sehatra maro eto amin'ny firenentsika,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Septambra 2020
Actualités.1200 miliara ariary ny fatiantoka Ratsy toerana ny Tale Jeneralin’ny JIRAMA

Nivoaka tamin’ny fampahalalam-baovao omaly ny resaka milaza fa naongan’ny Filankevi-pitantanan’ny Jirama tsy ho Tale Jeneraly Atoa Vonjy Andriamanga. Misy ahitsy,

Hamaky ny tohiny
FTT