• Alakamisy 03 Septambra 2020
Actualités.Fitrandrahan’ny Sinoa volamena ao Vohilava Manambana hamotika ny fitaovana ny mponina

Tsy manaiky ny fitrandrahana volamena tsy manara-dalana sy manimba tontolo iainana ataon'ireo Sinoa ao amin’ny kaominin’i Vohilava, distrikan’i Mananjary ny mponina ao an-toerana, raha ny fanehon-kevitry ny solontenan’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Septambra 2020
Actualités.Filankevitry ny Minisitra Tsy voakitika ny Tale Jeneralin’ny Jirama

Raharaha nafampana tamin’ity herinandro ity ny mahakasika ny Tale Jeneralin’ny Jirama Atoa Vonjy Andriamanga, izay efa somary ratsiratsy fifandraisana amin’ny mpikamban’ny Filankevi-pitantanan’ny Jirama.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Septambra 2020
Actualités.Jean Nirina FITRAMA “Aleo tsy afangaro ilay fanafihana sy ny savorovoro misy”

Mbola azo lazaina ho miaina anaty savorovoro Rafanomezantsoa Jean Nirina ankehitriny, tale jeneralin’ny orinasa Mpitsabo Malagasy FITRAMA taorian’ny nisitahany tsy niara-niasa intsony tamin’ilay mpitsabo nentim-paharazana Rakotondranaivo Jean Pierre.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Septambra 2020
Actualités.Raharaha Jean Pierre Efa dinihan'ny ministera ny momba azy

Miisa 6 ireo mpikambana nahazo fankatoavana eo anivon’ny foibem-pirenen’ny mpitsabo nentim-paharazana eto Madagasikara eto Antananarivo sy Toamasina ary Mahajanga amin’izao raha mahatratra 6.000 kosa ireo mpikambana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Septambra 2020
Actualités.Trafika sy fandripahana voamboana Voasaringotra ny ben’ny tanànan’Andekaleka

Ny talata 18 Aogositra 2020 no sarona tao tao Moramanga ny "palissandre" na voamboana efa vita "parkex" natao tao anaty gony lehibe mihisa 20 mahery, izay tombanana ho hazo lehibe 200 eo no nahazoana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Septambra 2020
Actualités.MPANALA CEPE TAO AMIN’NY ZAP ALASORA Notolorana sakafo atoandro mafana avokoa omaly

Niavaka ny fizotry ny fanadinana CEPE omaly ho an’ny ZAP Alasora; distrikan’Avaradrano. Tsy nisy nanatitra sakafo atoandro intsony mantsy ireo Ray aman-dRenin’ny mpianatra rehefa nampilazaina mialoha fa horaisin’ny kaominina Alasora an-tanana avokoa izany notarihin’ny

Hamaky ny tohiny
FTT