• Alatsinainy 07 Septambra 2020
Actualités.Fianakaviana Ravalomanana Vita batisa ny zafikely fahaefatra

Nahazo fahasoavana ny fianankaviana Ravalomanana. Tontosa teny amin’ny FJKM Imerikasinina omaly alahady 06 septambra 2020 ny batisan’I Timoty

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Septambra 2020
Actualités.Zo tsy azo henjehina Mila mahaleotena ilay vaomiera

Efa niroso tamin` ny fananganana ny vaomiera hisahana ny fanesorana ny zo tsy azo henjehina an` ireo solombavambahoaka na “commission de levée parlementaire” ny teo anivon` ny Antenimieram-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Septambra 2020
Actualités.Fivarotan-tena amin’ny internet Tratra ilay ramatoa mpampanofa tovovavy

Ramatoa iray 25 taona manakarama vehivavy maromaro hivaro-tena anaty aterineto no saron’ny mpitandro ny filaminana eo anivon’ny SCES teny Ilafy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Septambra 2020
Actualités.Rolly Mercia Ahiana ny ainy ?

Reraka sady marary mafy any am-ponja i Harry Laurent Rahajason na Rolly

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Septambra 2020
Actualités.Ankazobe Tany 3 ha nisy zana-kazo ripaky ny afo

Mirongatra indray ny doro tanety any amin’ny distrikan’Ankazobe. Tany 3 ha no ripaky ny afo afak’omaly alina, tany vao avy novolena zana-kazo tamin’ny taona 2019 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Septambra 2020
Actualités.Raharaha Farafangana Hatsangano ny vaomiera hanadihady, hoy ny HCDDED

Na voafonja aza ireo olona ireo dia mbola manana ny zo maha olombelona azy, hoy i Navony Pierre Le Noble Filohan’ny Filan-kevitra ambony miaro ny demokrasia sy ny fanjakana tan-dalàna na ny HCDDED.

Hamaky ny tohiny
FTT