- Talata 22 Septambra 2020
Actualités.Haitranon’ny mpianatra teny Ankatso II Miantso vahaolana azo tsapain-tanana ny Seces
Eo anatrehan’ny loza nitranga tao Ankatso II, Oniversiten’ Antananarivo ny 19 Septambra 2020 ka nahamay ny Bloc Amicale fonenan’ny mpianatra eny amin’ny anjerimanontolo dia mankahery sy miombom-pahasahiranana tanteraka amin’ireo niharam-boina ny SECES sampana Antananarivo,
Hamaky ny tohiny