• Alatsinainy 05 Oktobra 2020
Actualités.Ambositra Mbola tsy voatsara ny 60%-n’ireo voafonja

Velon-taraina fatratra ireo voafonja ao amin’ny fonjaben’Ambositra amin’izao. Diso tery loatra mantsy ny trano hipetrahan’izy ireo no sady efa antitra ihany koa. Raha araka ny loharanom-baovao azo mantsy dia mbola tsy voatsara ny 60%-n’izy ireo hatreto nefa ireo voasazy vaovao miditra ihany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2020
Actualités.14 oktobra Tsy mahazo mifety indray

Tsy hisy ny fety aman-danonana Tsy misy ny fety aman-danonana amin’ny 14 oktobra saika hanonerana ny 26 jona tsy nahafahana nankalaza ny faha-60 taona nahazoana ny fahaleovantena, satria mbola miatrika ady isika hoy ny filoham-pirenena Rajoelina, dia ny Coronavirus sy ny Kere izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2020
Actualités.Fiatrehana ny rivodoza Nanolotra kamiao iray ho an’ny BNGRC ny CRS

Nanolotra kamiao iray ho an’ny biraom-pirenena misahana ny fitantanana ny loza sy tandindon-doza eto Madagasikara na ny BNGRC ny CRS Madagascar ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2020
Actualités.Lehilahy hita faty teny Alasora Misy ifandraisany amin’ilay moto nihosin-dra

Ny 02 oktobra 2020 lasa teo nandritra ny fanatanterahan’ny polisy ny asa mahazatra azy amin’ny andavanandro dia nahatsikaritra lehilahy iray nanosika moto marika « yamaha JOG PRO » avy any Alasora izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2020
Actualités.Herisetra sy fandratran’olona Roalahy voasambotra tao Morondava

Nitarangana herisetra miaraka nampiasana zava-maranitra nandratrana olona tao Morondava, andro vitsy lasa izay Lehilahy iray 45 taona no lasibatra tamin’izany ka nanokatra fanadihadiana ny polisim-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2020
Actualités.Zon` ny olombelona Sadasada ny fiarovana azy

Fanaparam-pahefana, fanitsakitsahana ny zon'ny mpiasa, tsy fandriampahalemana,…

Hamaky ny tohiny
FTT