• Alarobia 07 Oktobra 2020
Actualités.Haino aman-jery Miverina ny antso an-telefaonina

Mbola ao anatin’ny hamehana ara-pahasalamana isika, mitohy ny « réquisition » ho an’ny haino aman-jery rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Oktobra 2020
Actualités.Jamba rehefa tombotsoa iraisina Mailaka rehefa handrahona ny Ministeran’ny serasera

Maro ny mpanao gazety manana olana amin’ny fananana ny karatra maha matihaninana izay miteraka olana amin’ny fanatanterahana ny asa, hoy ny Tale Jeneralin’ny Serasera mpisolo toerana Atoa Mamimbahoaka Fetra Niaina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Oktobra 2020
Actualités.Fanaovana maloto ankalamanjana Efa mihatra ny sazy eto Antananarivo

Efa mihatra ny fitsipi-dalàna momba ny fikoloam-pahasalamana na CMH eo anivon’ny Kaominina Antananarivo. Efa amperin'asa ny mpijoko ireo mpivalan-drano ankalamanjana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Oktobra 2020
Actualités.Faritra avo aty afovoan-tany Hisy avandra hatramin’ny tapaky ny herinandro

Vinavinaina mbola hahazo h]avandra ny faritra afovoan-tany vokatry ny fisian’ny rindrin-drahona any amin’ny lakandranon’i Mozambika. Matetika ny orana fidirana tsikelikely makany amin’ny fahavaratra no tahaka izany, hoy ny teknisianin’ny Météo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Oktobra 2020
Actualités.Jean Nirina R “Anatra ho an’ny kamo be tenda ny fihibohana”

Nitondra lafin-tsaran-javatra ho antsika teto Madagasikara ny fisian’ny fihibohana nateraky ny fiparitahan’ny valan’aretina Covid 19 hoy Rafanomezantsoa Jean Nirina, tale jeneralin’ny orinasa Mpitsabo Malagasy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Oktobra 2020
Actualités.Analamanga Park Hiverina hisokatra indray 10 taona aty aoriana

Hiverina hisokatra tsy ho ela ilay toeram-pitsangatsanganana Analamanga Park any amin’ny lalam-pirenena faha-7 rehefa nikatona nandritra ny 10 taona.

Hamaky ny tohiny
FTT