- Zoma 09 Oktobra 2020
Actualités.Tsy mety voavaha ny olana Mivangongo indray ny fakon’Iarivo
In-droa isan-kerinandro ihany no tonga maka fako ny kamiao, tsy ampy ny daba,...
Hamaky ny tohinyIn-droa isan-kerinandro ihany no tonga maka fako ny kamiao, tsy ampy ny daba,...
Hamaky ny tohinyMila mailo hatrany isika tia manao firavaka eto an-drenivohitra, indrindra fa ny vehivavy.
Hamaky ny tohinyTsy misy fampiakarana azo atao intsony amin’ny ankapobeny ny didim-pitsarana navoakan’ny Fitsarana mpandrava didy (Cour de cassation) voalaza manafoana ny didy manameloka 5 taona an-tranomaizina ho an’i Maminirina Jean Eddy na Eddy Boaderozy, izay mifonja eny Tsiafahy amin’izao fotoana araka ny voalazan’ny fampahalalam-baovao iray omaly.
Hamaky ny tohinyTafio-drivotra mahery, hafanana mahery vaika, tsy fahampian-drano sy ny maro hafa. Efa tsapa sy iainana ankehitriny ny vokatry ny fiovan’ny toetrandro.
Hamaky ny tohinyNahemotra mialohan’ny faran’ny volana novambra izao indray ny fifaninanana hidirana eny amin’ny sekoly ambony ho mpandraharahan’ny fonja na ENAP.
Hamaky ny tohinyMaro ireo faritra miaina fahatapahan-jiro matetika eto an-drenivohitra sy ny manodidina amin’izao.
Hamaky ny tohiny