• Alatsinainy 12 Oktobra 2020
Actualités.Fanakorontanana fampiharana didy Voatonotonona i Pety Rakotoniaina…

Nogiazana ny entan'ny tranombarotra Toky etsy Ampasambazaha Fianarantsoa vokatry ny fitoriana nataon'ny Societé NOSIMA SARL,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2020
Actualités.Fitsipika ifampifehezana Manao fanentanana ny CUA

Mitohy ny asan'ny Kaominina amin'ny fanabeazana ny olom-pirenena tsirairay amin'ny fomba fiainana sy ny fitsipika ifampifehezana eto Antananarivo Renivohitra,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2020
Actualités.Mahajanga Tantanin'ny ministeran`ny tontolo iainana ny fako

Isan'ny olan'ny tanàna na an-drenivohitra na ambanivohitra eto Madagasikara ankehitriny ny fiparitahan'ny fako.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2020
Actualités.Sekolin’ny zandarimariam-pirenena Napetraka ambany faneva ny andiany faha-75

Lanonana telo sosona no notontosaina tao amin'ny Sekolin'ny Zandarimariam-pirenena ao Ambositra ny sabotsy 10 oktobra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2020
Actualités.Fidorohana zava-mahadomelina Olona 3 tapitrisa isan-taona no maty sy mikorotan-tsaina

Mirongatra ny fivarotana sy fanondranana rongony eto amintsika. Tena zava-doza ho an’ny fiaraha-monina sy ny taranaka iray manontolo anefa izy ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Oktobra 2020
Actualités.Nampitandrina ny Minisiteran’ny jono Misy hazan-drano maro mety hampidi-doza

Namoaka fampahafantarana ny Minisiteran’ny fambolena sy ny fiompiana ary ny jono (MAEP) omaly, fa misy karazana hazan-drano tsy azo hohanina amin’ny vanim-potoana mafana toy izao,

Hamaky ny tohiny
FTT