- Talata 13 Oktobra 2020
Actualités.Herinaratra tsy ampy lava Vahaolana ny fitrandrahana solila mavesatra
Tao anaty herinandro maromaro dia niaina fahoriana ny mpanjifan’ny Jirama. Efa saika isan’ora dia tapaka hatrany ny herinaratra ary maharitra vao miverina, indrindra aza 24ora ny fahatapahana.
Hamaky ny tohiny