• Alatsinainy 19 Oktobra 2020
Actualités.Ho tapitra ihany koa ny oktobra Ahoana ny fidinan’ny vidin-tsolika ?

Dimy volana lasa izay ny 28 mey nilazan’ny Praiminisitra, fa hatramin’ny volana septambra na oktobra eo no hahafaha-manefa ny 170 miliara ariary, trosan’ny orinasa mpaninjara solika amin’ny Fanjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2020
Actualités.Feno 45 taona ny JIRAMA Hisy ny lalao goavana hahazoana 1 tapitrisa Ar

Feno 45 taona katroka tamin’ny sabotsy 17 oktobra teo ny naha JIRAMA ny JIRAMA. Nosokafana tamim-pomba ofisialy, tamin’io andro io, ary haharitra herin-taona ny fankalazana manerana ireo ivon-toerana 35-n’ny JIRAMA eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2020
Tapany atsimon’ny nosy 55 ka hatramin’ny 60km.h ny tafio-drivotra

Hahatratra 55 ka hatramin’ny 60km/h ny tafio-drivotra amin’iny tapany atsimon’ny nosy iny, ny marimarina kokoa eo anelanelan’i Toliara sy Taolagnaro,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Oktobra 2020
Actualités.Clément Jaona Filohan’ny SMM Eddy irery angaha no nanao boaderozy?

Voatohintohina sy tandindonin-doza ny fahaleovantenan’ny Fitsarana, hoy ny Filohan’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara (SMM) Atoa Clément Jaona omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Oktobra 2020
Actualités.Tsy fanajana ny zon’ny mpiasa Orinasa 85 no efa nahitana olana

Mafy ny mahazo ireo mpiasa isan-tsokajiny eto amintsika hatramin’ny nisian’ny fihibohana no mankaty.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Oktobra 2020
Actualités.Fanapahana jiro sy rano “Tsy voakasika ireo nanao taratasy fifanarahana”

Efa miverina amin` ny laoniny ny fomba fandoavana ny faktioran` ny JIRAMA amin` izao. Midika anefa izany fa azo tapahina ny jiro sy ny rano ho an`izay tsy nahaloa faktiora na eo aza ny olana ara-tsosialy naterakin` ny valanaretina “coronavirus”.

Hamaky ny tohiny
FTT