• Talata 20 Oktobra 2020
Actualités.OFMATA Mikatso fa tsy misy Tale Jeneraly

Mpamboly 35 000 lasibatra, hetra 300 miliara Ar tsy miditra,… Namoaka fanambarana ny mpiasa rehetra ao anatin’ny OFMATA (Office Malgache des Tabacs), miaraka amin’ny Sendikan’ny mpiasa, izay miandraikitra ny tantsaha mpamboly paraky manodidina ny 35 000 manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Oktobra 2020
Actualités.Boriborintany fahaefatra Tsy mandika kopia amin’ny teny Frantsay intsony

Tsy mandika kopia amin’ny teny Frantsay intsony ny Boriborintany faha-efatra, raha araka ny fanadihadiana natao tao an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2020
Actualités.BNGRC Atomboka dieny izao ny fiatrehana ny fahavaratra

Raha ny tombana nomen` ny sampana mpamantatra ny toetry ny andro dia vinavinaina ho telo hatramin` ny dimy eo ho eo ny rivo-dizo hananontanona ny sisin-dranomasin`i Madagasikara mandritra ity fotoam-pahavaratra ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2020
Actualités.Talen’ny fitarainana - Prezidansa Niaiky ny ezaka vitan’ny FITRAMA

Tonga nitsidika sy nijery ny foiben’ny orinasa Mpitsabo Malagasy FITRAMA etsy amin’ny 67 ha ny Sabotsy lasa teo ny talen’ny fitarainana eo anivon’ny fiadidian’ny Repoblika Rakotomanana Richardson.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2020
Actualités.Fanolanana zaza teny Ivato Mpiambina telolahy nidoboka am-ponja

Zazavavikely roa samy dimy taona, zanaka olona mirahavavy no samy niharan’ny fanolanana ny alin’ny alarobia, 07 oktobra teo teny Ivato.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2020
Actualités.Fampihorohoroana anaty aterineto Miantso fijoroana vavolombelona ny rafitra Omena

Ao anatin’ny fampahafantarana ny tetikasa “cyber-empathie” dia manatontosa fanentanana hiadiana amin’ny fampihorohoroana mitranga anaty aterineto ankehitriny na “cyber-harcèlement” ny avy eo anivon’ny rafitra antsoina hoe Omena.

Hamaky ny tohiny
FTT