Actualités

Imazy Analavory Zaza 8 taona naolan’ny mpanampy lahiny


  • Alatsinainy 30 Novambra 2020

Zazavavikely vao 08 taona no naolan’ny tovolahy izay mpanampy an-tranony tao

 

 

Imazy kaominina ambanivohitr’ Analavory ny 26 novambra lasa teo. Raha araka ny vaovao azo dia nandritra ny fahatapahan-jiro no nanararaotan'ilay mpanampy antsoina hoe : Jacky, izay vao 17 taona monja nametaveta ilay zaza teo ambony fandriany. Ny renin'ilay zaza no nahita sy nahatratra ilay mpanolana ka nampandre avy hatrany ny mpitandro ny filaminana.Niaiky ny heloka vitany ilay tovolahy, ka rehefa natolotra ny fampanoavana ny 27 novambra lasa teo dia notanana am-ponja vonjimaika.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT