Actualités

Morondava Nanolana mpianatra ilay mpampianatra EPS


  • Zoma 27 Novambra 2020

Lehilahy iray 54 taona no nosamborin’ ny Polisy miasa ao amin’ny DRSP Menabe

 


ny 25 Novambra lasa teo tany Morondava.
Raha araka ny fantatra dia nanolana zaza 12 taona tao amina sekoly iray tany an-toerana ity lehilahy ity izay marihina fa mpianany ihany. Ny 21 novambra lasa teo moa no nitrangan’ity zava-doza ity raha araka ny fanadihadiana nataon’ny mpitandro ny filaminana. Mpampianatra EPS na taranja ara-panatanjahantena ilay Rangahy ka tamin’ny fotoana nampangingina tsy dia nisy olona nandalo, tokony ho tamin’ny 02 ora folakandro tany ho any no nanaovany izany fanolanana ilay zaza tsy manan-tsiny izany. Tsiahivina moa fa mbola mitohy hatrany ny fanadihadiana nataon’ny mpitandro ny filaminana mikasika ity tranga ity.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT