• Alakamisy 22 Oktobra 2020
Actualités.Lakan-dranon’Andriantany Nahitana fatin-dehilahy efa simba

Fatin-dehilahy iray efa simba no hita teny amin’ny lakan-dranon’Andriantany mandalo ao amin’ny Fokontany III G Hangar omaly maraina. Raha araka ny tomban’ireo nanatri-maso dia mety efa ho herinandro no nilon-drano tao ity razana ity saingy omaly vao hita.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Oktobra 2020
Actualités.Misaona ny fanaovan-gazety Nodimandry i Léon Razafitrimo

Misaona indray ny tontolon’ny fanaovan-gazety Malagasy satria dia nodimandry omaly maraina ny andrarezina, Léon Razafitrimo, fantatra tamin’ny solonánarana hoe Léon Raz.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Oktobra 2020
Actualités.Gidragidra nahafatesana zandary Enin-dahy nidoboka am-ponja any Antsirabe

Nidoboka am-ponja, notanana vonjimaika ao amin'ny fonjan'Antsirabe ireo enina mirahalahy nahavanon-doza ka nahafaty ny Ex-GPHC Rakotondranivo Jerison,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Oktobra 2020
Actualités.Tovolahy voaheloka higadra 6 taona Vaky nandositra vao nahare ny didim-pitsarana

Fisolokiana , fisandohana ho zanaka Jeneraly , ho miaramila mitondra galona " lieutenant "

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Oktobra 2020
Actualités.Kaomisera Alexandre Ranaivoson «Tena miparitaka izay tsy izy ny rongony eto »

Niaiky ny kaomisera Alexandre Ranaivoson tompon’andraikitry ny serasera eo anivon’ny polisim-pirenena omaly fa tena miparitaka be eto amintsika tokoa ny rongony.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Oktobra 2020
Actualités.Ministeran’ny fambolena sy ny fiompiana Nanao tomban`ezaka an`ireo mpiasa

Mizara telo ny tomban`ezaka nataon` ny minisiteran`ny fambolena sy ny fiompiana ary ny jono (MAEP) tamin`ireo mpiasa manana mari-pahaizana Bacc+5:

Hamaky ny tohiny
FTT