Actualités

Ampasimaningoro – Analanjirofo Misitraka ny teknolojia vaova ny kaominina


  • Talata 01 Desambra 2020

Miezaka mampivoatra ny fitantanana mba ho maoderina kokoa ny kaominina any ambanivohitra.

 

 

 Na fampandehahan-draharaha izany sa amin` ny lafin` ny fitantanam-bolan` ny kaominina. Nisitraka fitaovana ara-informatika ny kaominina Ampasimaningoro, Faritra Analanjirofo, avy amin` ny solombavambahoaka voafidy tany an-toerana. Afaka misitraka ny teknolojia vaovao amin`izay ny mpiasan` ny kaominina no sady miala amin` ny “machine à écrire”fahiny.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT