• Zoma 23 Oktobra 2020
Actualités.Ady amin` ny kolikoly Hamafisina ny fandraisana fitorohana

Nanatevim-pahalalahana tamin`ny alalan` ny atrikasa fiofanana amin`ny fomba mampahomby ny ady amin`ny kolikoly ny rantsan`ny tetikasa “Ho tantsoroka hahazoam-bokatra” ho an`ny seham-panjakana any amin`ny faritra (PAPSP).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Oktobra 2020
Actualités.Ministeran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola Nanome rà maimaimpoana ireo mpiara-miasa

« Izay manome rà, manome Aina ». Nanatanteraka izany an-tsitrapo ireo tompon’andraikitra ambony maro sy ny mpiara-miasa isan-karazany eo anivon’ny Ministeran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Oktobra 2020
Actualités.Fivadiham-pitokisana Tratra ilay tompona agence de voyage namitaka

Lehilahy tompona agence de voyage mampiasa fiara Grand Starex miisa dimy no nivadika tamin’ireo olona nivarotany izany. Namidiny avokoa mantsy ireo fiarany ireo ny volana desambra 2019 ka mitentina 50.000.000 Ariary ny vidin’ny iray tamin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Oktobra 2020
Actualités.JIRAMA sy ny oniversiten’Antananarivo Hiara-kiasa hanara-maso ny fanjifana tsy ara-dalàna

Hiara-kiasa manomboka izao ny orinasa JIRAMA sy ny oniversité-n’Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Oktobra 2020
Actualités.Famotehana ny faritra arovana Tsy hisy indra-fo ho an’izay tratra

Mamerina mampahafantatra izahay eto amin'ny Ministeran'ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (MEDD) fa voararan'ny lalàna ka mampigadra an-tranomaizina ny fanaovana saribao,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Oktobra 2020
Actualités.Hazo eto Madagasikara Mbola voarara ny fanapahana sy fanondranana

Voarara ny fanondranana hazo makany ivelany, azo atao ny mivarotra sy mampiasa ireo tahirin-kazo tsotra entina handaminana ny sehatra miasa amin’ny hazo tsotra, araka ny fampahafantarana nandritra ny filankevitry ny minisitra omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT