• Talata 03 Novambra 2020
Actualités.CIM Ambohidahy Nofoanana ny filaharana, mila maka “rendez-vous”

Notaterintsika teto amin’ny Tia Tanindrazana omaly, fa manomboka amin’ny 09 ora alina dia efa rakotra olona etsy amin’ny Sampan-draharaha momba ny taratasin’ny fiara na ny CIM etsy Ambohidahy milahatra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Novambra 2020
Actualités.Miaramila niofana tany Guinée Equatoriale Mendrika indrindra i Andrianavalona Rajaomerison

Miaramila tatsambon’ny tafika an-dranomasina 11 mirahalahy no tafaverina eto an-tanindrazana rehefa avy niofana sy nandranto fahalalana tany amin’ny sekolin’ny tafika an-dranomasina "Ecole Navale de Tica " any Guinée Equatoriale.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Novambra 2020
Actualités.Famonjena ny ala mialohan’ny faran’ny taona Hazo maherin’ny 100.000 isa no ho volen’ny Telma

Manana fikasana hamboly hazo 60 tapitrisa hatramin’ny fiafaran’ny taona ny fanjakana Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Novambra 2020
Actualités.CIM Ambohidahy Amin’ny 9 ora alina dia efa misy milahatra

Amin’ny 9ora alina dia efa misy olona milahatra etsy amin’ny Faritany Ambohidahy misy ny foiben’ny Centre Immatriculateur (CIM).

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Novambra 2020
Actualités.Tsiroanomandidy Lehilahy hita faty niantona tamin’ny “cable”

Lehilahy iray no hita faty niantona tao an-tranony ny sabotsy 31 oktobra teo tany Tsiroanomandidy. Ireny "cable" amin'ny bisikileta ireny no nifatoran'ny tendan'ilay lehilahy hany ka nisy ra nivoaka mihitsy ny vavany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Novambra 2020
Actualités.Komity mpandrinda ny E-Bilan Tontosa ny fivoriana voalohany

Nanatanteraka ny atao hoe « e-bilan » ny komity mpandrindran` ny tolotra vaovao ao amin’ny sehatra e-Hetra. Marihana fa ny Sekretera Jeneralin’ny Minisiteran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola (MFB) no mitarika izany,

Hamaky ny tohiny
FTT