- Talata 10 Novambra 2020
Actualités.Mialy Rajoelina Nanameloka ireo fanararaotana ara-nofo tato ho ato
Nivoaka tamin’ny fahanginany, omaly, Rtoa Mialy Rajoelina, taorian’ireny trangana fanolanana natao tamin’ny zaza tsy ampy taona, izay nitranga tato ho ato ireny.
Hamaky ny tohiny
