Actualités

Croix Rouge Malagasy Miomana amin` ny fiatrehana rivodoza


  • Alarobia 09 Desambra 2020


 

 

 

Croix Rouge Malagasy

Miomana amin` ny fiatrehana rivodozaAo anatin'ny fiomanana amin'ny vanim-potoanan' ny rivodoza, ny CRM miaraka amin'ny fanohanan'ny Croix rouge Luxembourg dia manohy ny fanamafisana ny fahaiza-manaon` ny ekipa vonjy maika eo amin'ny ambaratongan'ny sampana BDRT (Branche Disaster Response Team). Natomboka ny alatsinainy teo ny fiofanana ho an'ireo mpilatsaka an-tsitrapo 24 avy amin'ny distrika 6 amin'ny faritra Analanjirofo, izay fiofanana maharitra dimy andro. Tsiahivina fa anisan` ny vinanasan` ny Croix Rouge Malagasy ny asa mifototra amin` ny famerenana ny hasina sy zo maha olona sy fanamaivanana ny fanaintainan` ny mponina aorian` ny loza na voina. Fototra roa iorenan` ny andraikitry ny mpilatsaka an-tsitrapo sy ny mpiasan` ny Croix Rouge Malagasy rehefa mandava taona ireo.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT