• Alakamisy 12 Novambra 2020
Actualités.CDR Dave Appezzato Nizara fahalalana momba ny tafika Amerikanina

Nihaona tamin’ny mpianatra 25 misitraka ny vatsim-pianarana hianarana teny anglisy English ACCESS tao amin’ny Lycée Jacques Rabemananjara Toamasina ny CDR Dave Appezzato izay Mpanolontsaina misahana ny Fiarovana sy Fifandraisana ara-miaramila eo amin’ny Masoivoho Amerikana ny talata 10 novambra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Novambra 2020
Actualités.Raharaha Soa Radio Hiverina eny anivon’ny fitsarana indray anio

Raha nisy nikendry sy nilofo mafy mba hahamaty momoka ity raharaha Soa Radio ity dia izao izy hiverina indray eny anivon’ny Fitsarana izao anio ka handalo fampanoavana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Novambra 2020
Actualités.Toetr’andro Faritra maro no miandry oram-baratra anio

Faritra maro manerana ny Nosy no miandry oram-baratra anio alakamisy 12 Novambra, manamarika ny fidirantsika eto Madagasikara ao anatin’ny fotoam-pahavaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Novambra 2020
Actualités.Antananarivo Zazalahy kely 18 volana, naolan’ny mpanampy

Mirongatra sy mahazo vahana ny fanolanana eto amintsika. Zazalahy kely vao 18 volana indray teto an-drenivohitra no naolan’ny lehilahy mpanampy azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Novambra 2020
Actualités.Mahabo - Vohipeno Maty ny zazavavy naolany, namono tena izy avy eo

Zava-doza no nitranga tany Ambodiakondro, fokontany Saora/Sud, Kaominina Mahabo, distrikan’i Vohipeno, faritra Vatovavy Fitofivany. Tovovavy kely iray vao 11 taona monja no maty naolana lehilahy lehibe iray efa 35 taona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Novambra 2020
Actualités.Madagasikara Zaza 965 no voaolana tamin’ity taona ity

Nahatratra 965 isa ireo zaza voaolana teto Madagasikara tamin’ity taona 2020 ity raha araka ny tatitry ny UNICEF nalaina avy amin’ireo fitarainana voaray tany amin’ireo fikambanana.

Hamaky ny tohiny
FTT