Actualités

1RTS Fiadanana Nisy ny hetsika fitilina diabeta sy fanomezan-drà


  • Alatsinainy 14 Desambra 2020

Tontosa ny sabotsy teo teny amin'ny 1RTS Fiadanana ny hetsika fitiliana diabeta sy

 


fanomezan-drà maimaimpoana niarahan'ny Tafika Malagasy sy ny Lion's Club International Farimbona. Sainka nahavory olona maro avokoa ireo tranoheva rehetra teny an-toerana. Nilaharana teo amin` ny fanaovana fitiliana. “Mila manantona mpitsabo ireo olona vao fantatra fa manana ity toe-tena ity. Ilaina kosa ny manohy ny fitsaboana mahazatra ho an` ireo efa manana izany toe-tena izany” hoy ny mpitsabo iray teny an-toerana ny sabotsy lasa teo. Ny hetsika toy izao dia natao hitsinjovana ireo olona izay anatin'ny tsy fahasalamana ka mila rà maika, hoy hatrany ny fanazavana.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT