- Alakamisy 12 Novambra 2020
Actualités.Malagasy mihtsoka any Arabie Saoudite Mody an-tanindrazana ny 25 novambra izao
Mbola mipetraka ny fanapahan-kevitra mikasika ny fikatonan’ny sisin tany. Rarana ny fitaterana ireo olona avy any amin’ireo firenena efa voambaran’ny ACM sy ny ministeran’ny fitaterana mbola tena hanjakan’ny valan’aretina Covid 19.
Hamaky ny tohiny
