LIGUES DES CHAMPIONS VITA NY ANTSAPAKY NY 1

8N-DALANA.


  • Talata 15 Desambra 2020

Vita ny antsapaka ho an’ny lalao 1/8n-dàlana ho an’ny “Ligue des champions” any

 

Eoropa hifanandrinan’ireo ekipa 16 tao anatin’ny lalao isam-bondrona. Hifandona amin’izany i Monchenglandbach ≠ Manchester City, Lazio≠Bayern Munich, Atletico Madrid≠Chelsea, Leipzig≠Liverpool, Porto≠Jueventus, PSG≠Barcelone, Seville≠Dortmund, ary Atalanta≠Real de Madrid. Isan’ny andrasan’ny maro ny fihaonan’i PSG sy Barcelona izay hatao ny 16 febrary 2021 sy ny 10 martsa.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT