• Zoma 27 Aogositra 2021
Sehatra Paositaly Lany ho “CA-CEP.UPU” I Madagasikara

Vokatra tsara dia tsara no azon'i Madagasikara amin'ny alalan'ny Paositra Malagasy ao Abidjan -Cote d'Ivoire mandritra ny « UPUCongress2021 »

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Aogositra 2021
Actualités.Ady tany ao Tanambaoo V-Toamasina Tsy fantatar intsony izay tena tompony

Ny taona 2011 no nanomboka ny tantara, raha ny fanazavan’ny mpanazary farany ny tany mitondra ny anarana hoe Tanambao V,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Aogositra 2021
Actualités.FAMPIJALIANA ZAZA Saika niharan’ny fitsaram-bahoaka ilay rangahy

Ankizy roa indray no nampijalian-dRainy ka nanaitra ny fiarahamonina. Nihidy moa ny trano nisy azy ireo ka voatery nosokafana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Aogositra 2021
Actualités.Famarotana ireo tahirina andramena Tsy manaiky ny Alliance Voahary Gasy

Nisy solontenan’ny finamanan’ireo filankevitra ambonin’ny tetezamita teo aloha na ACS tonga tao aminay nanontany ny fiaraha-miasa azo atao ahafahana mamarotra ireo tahirina andramena

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Aogositra 2021
Actualités.Fikambanana AFHAM Folo taona nanampiana ireo vehivavy manana fahasembanana

Folo taona katroka ny nanampiana ireo vehivavy manana fahasembanana eto amintsika ny AFHAM na ny Association des femmes handicapées de Madagascar, tarihin-dRazafinjato Fela.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Aogositra 2021
Actualités.Minisiteran’ny tontolo iainana Zanakazo miisa 135.090.554 no voavoly

Tontosa omaly tetsy Ambatobe ny lanonana fampandraisam-pahefana ny minisitra lefitra hisahana ny departemanta vaovao eo anivon’ny minisiteran’ny tontolo iainana na ny minisitra lefitra misahana ny fandrakofan’ala,

Hamaky ny tohiny
FTT