Actualités

Soavinandriana Tsy misy lavaka mitady hipoaka izany


  • Alarobia 08 Desambra 2021

Araka ny fikarohana izay nataon'ny Ivon-toeram-pikarohana momba ny ny fihetsehan’ny tany eto Antananarivo na “Institut de l' Observatoire Géophysique d'Antananarivo” ( IOGA

) dia tsy misy horohoron-tany na Volkano (Volcan) ilay lavaka mamoaka setroka ao Mananasy Soavinandriana, hoy ny tatitry ny depiote ao an-toerana, Fhy Razaiarimalala. Tsy mitady hipoaka izany mihitsy ny ao sy ny manodidina satria tsy hita soritra ao anaty fitaovam- pitiliana izany, hoy izy. Mitovy ilay toerana hita ao amin’ny Geyser Analavory ihany io ka ilay setroka na entona dia solifara na “soufre”. Ny faritra Itasy dia tany volkanika tena mamokatra ka izay no maha tany mora mihotsaka azy. Tsy azo atao ny milalao manakaiky loatra ireny fa manempotra satria kely rivotra na “oxygène”. Noho izany dia ilazana isika vahoaka mba ho tony sy hampita ny vaovao tena marina, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT