• Alakamisy 09 Septambra 2021
Actualités.Namaly ny minisitra Lalatiana i Faniry Ernaivo “Inona no hidiran’ny mpanohitra amin’izay ataonareo 3 any”

Namaly sy naneho hevitra mikasika ny resabe momba azy ny Minisitry Lalatiana Rakotondrazafy omaly. Nalaza ary niely tamin’ny tambazotran-tserasera sy ny fampahalalam-baovao moa ny filazana fa sakaizan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Septambra 2021
Actualités.Mr Sayda nisy nitifitra Inona no tena marina ?

Vaovao isan’ny nitana ny sain’ny maro omaly tontolo andro ny hoe: nisy nitifitra teny Ambatobe ny mpanakanto malaza Mr Sayda.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Septambra 2021
Actualités.Manamboninahitra vita fiofanana 69 nahavita ny safidy ny vondron-tafika hisy azy

Mpianatra manamboninahitra miisa 69 mianadahy avy ao amin'ny sekoly mampiofana miaramila (ACMIL) Antsirabe no nandray ny andraikiny amin'ny fomba ofisialy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Septambra 2021
Actualités.Boky sy CD hosoka An’aliny no nodorana teny Ambohitrimanjaka omaly

Notontosaina omaly maraina teny Ambohitrimanjaka ny fandorana ireo boky hosoka 105 ka ny 80 boky malagasy ary ny 25 boky vahiny. Niampy ireo CD hosoka miisa 54.650 izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Septambra 2021
Actualités.Fanaovana vola sandoka 7 lahy no tratra, 15 taona no zandriny indrindra

Lehilahy miisa 07 no nosamborin’ny avy ao amin’ny CSP Mahanoro omaly Alatsinainy noho ny fanaovana vola sandoka

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Septambra 2021
Actualités.Tambazotra Telma Miverina mihitsoka indray

Matetika mihitsy ny nahenoana fitarainana fihitsohana eo anivon’ny tambazotram-pifandraisan-davitra Telma teo aloha teo.

Hamaky ny tohiny
FTT