Actualités

Nanolana ny anabaviny, nahafaty ny renibeny Voasambotra ny mpitandro filaminana I Jacob


  • Alatsinainy 20 Desambra 2021

Raha tsiahivina ny tantara dia nanolana ny anabaviny tao amin’ny efitrano fandriany sy namono nahafaty ny Renibeny ity tovolahy iray ity.

 Ny alin’ny sabotsy faha-28 novambra tokony tamin’ny 11ora sy sasany alina i Jacob Mevalaza no voalaza fa niditra an-keriny tao amin’ny trano fandrian'ny anabaviny, ary nanolana azy. Niezaka nikiakiaka ilay tovovavy anabaviny io saingy avy be ny orana tamin’ io alina io ka tsy heno firy ilay feo. Nanatona nandeha nanavotra ny zafiny sady nikiakiaka indray ilay Ramatoa renibeny antsoina tao an-trano noho ny feo reny nandritra izany saingy nanamparan’i Jacob ny heriny, novelesiny tamin’ny fanonto ka maty. Nitsoaka ilay tsy mataho-tody taorian’izany, ka nokarohana. Niezaka ny nifanome tanana ny mpitandro ny filaminana sy ny fokonolona taorian’izany ka tratra tao Nosy Faly ity ilay tovolahy ary efa eo am-pelatanan’ny mpitandro ny filaminana.

Pati
Legende : Nandritra ny fisamborana ilay tsy mataho-tody !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT