Actualités

Ady amin’ny valala Tonga ny iray amin’ireo angidimby nafarana


  • Alatsinainy 27 Desambra 2021

Noraisina tamin’ny fomba ofisialy ny faran’ny herinandro teo tao Ankily Ihosy Faritra Ihorombe, ny iray amin'ireo angidim-by natokana hitsiriana sy hamonoana valala ho amin’ity taom-piadiana 2021-2022 ity.

 Tanjona ny hampahomby kokoa ny ady atao, indrindra manerana ireo toerana saro-dàlana. Nandray azy io tamin’ny fomba ofisialy ny Minisitry ny fiompiana sy ny fambolena Dr Raymond. Tonga nanatrika izany ny Governoran'ny Faritra Ihorombe, ny Mpandrindra maharitra anivon'ny Firenena Mikambana, sy ny Solontena maharitry ny FAO na ny Sampan-draharahan’ny firenena mikambana momba ny fambolena sy sakafo, miasa eto Madagasikara, ary ireo manam-pahefana miandraikitra ny fandriam-pahalemana anivon'ny Faritra.
Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT