• Zoma 05 Novambra 2021
Actualités.Humaniste Ecologiste “Tandindomin-doza indray ny firenena”

a izao dia tandindomin-doza indray ny firenena atsy ho atsy, hoy ny avy eo anivon’ny antoko politika Humaniste Ecologiste tetsy amin’ny Restaurant Tsiky omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Novambra 2021
Actualités.Menaka soja mampiahiahy “Vita ny fitiliana, azo antoka sy azo hoanina tsara”

Manoloana ny vaovao niely teny amin’ny tambazotran-tserasera, andro vitsivitsy lasa izay, mahakasika ny fisian’ny menaka fahandro izay lazaina fa tsy azo hohahina,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Novambra 2021
Actualités.Raharaha volamena 73,5kg Efa eto Madagasikara ny tompon’ilay fiaramanidina ?

Efa ho feno herintaona afaka roa volana latsaka ny raharaha trafikam-bolamena nahatratra 73,5 kg sarona tany Afrika Atsimo ny 31 desambra 2020. Tsy tena misy tohiny firy intsony fa mangina tanteraka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Novambra 2021
Actualités.Ampamoaka volabe Tsy marina io resaka “prime” io, hoy ny Jirama

Niparitaka nanomboka omaly taratasy miendrika antontan-kevitra voalaza fa famoaham-bola teo anivon’ny Jirama, ka isan’ny niaingan’io Atoa Mahery Lanto Manandafy na i “Malama”,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Novambra 2021
Actualités.Orinasa MIMOZA BTP mpanao làlana Milela-paladia amin’ny Fanjakana mba handoa ny volany

Nanamafy ny antso avo amin’ny mba handoavan’ny Fanjakana ny tambin’ny asa fanamboaran-dàlana tao amin’ny ACMIL (Academie Militaire Antsirabe) ny Orinasa MIMOZA BTP Sarl omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Novambra 2021
Actualités.Fanamboaran-dàlana tao amin’ny ACMIL Mbola tsy naloan’ny Fanjakana ny 700 tapitrisa Ar

“Raha ny tena marina dia betsaka no tsy voaloa vola eto, tsy tany amin’ny fanamboaran-dàlana vatsian’ny FR (Fonds Routier) ihany fa ny vatsian’ny Minisitera sy ny Fanjakana foibe aza”,

Hamaky ny tohiny
FTT