• Talata 28 Desambra 2021
Actualités.Taorian’ny Jirama Tratry ny kiana mivaivay ny banky sasany

Mitohy hatrany ny fitarainan’ireo mpanjifana banky sy ny fametrahan’izy ireo fanontaniana ny amin’ny antony mahatonga hoe rehefa maka vola in-dray amin’ilay banky dia tomboan’ilay banky in-droa izay alaina,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Desambra 2021
Actualités.Delestazy mety hitohy faran’ny taona Vokatry ny vidin-tsolika 300 miliara tsy voaloa?

Tsy nisy tsy nikolay tamin’ny fahatapatapahan-jiro ny mponin’Antananarivo tamin’iny faran’ny herinandro nankalazana ny fetin’ny Noely iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Desambra 2021
Actualités.Delestazin’ny Jirama Mamotika fiainan’olona maro

Tsy misy tsy mitaraina amin’ny delestazy ny rehetra. Miantraika tanteraka amin’ny asa fihariana, ary mamotika zavatra maro

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Desambra 2021
Actualités.Ady amin’ny valala Tonga ny iray amin’ireo angidimby nafarana

Noraisina tamin’ny fomba ofisialy ny faran’ny herinandro teo tao Ankily Ihosy Faritra Ihorombe, ny iray amin'ireo angidim-by natokana hitsiriana sy hamonoana valala ho amin’ity taom-piadiana 2021-2022 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Desambra 2021
Actualités.Sambokely nitondra olona 130 rendrika Niampatrapatra ny faty, maro be mbola karohina

Sambokely na karazana lakana lehibe iray mitondra ny anarana MS Francia laharana laharana S/M 2102 niainga tany Tanambe Mananara Avaratra ho any Soanierana Ivongo no rendrika teo anelanelan'Antsiraka sy Andrangazaha

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Desambra 2021
Actualités.Paraina Auguste Nitatitra ny ampamoaka momba ny teleferika

Nampahafantatra ny ampamoaka nataona frantsay iray mahalala ny momba ny dosie mikasika ilay tetikasa fametrahana teleferika tao amin’ny tambazotran-tseraserany omaly ny minisitra sady masoivoho malagasy teo aloha, Paraina Auguste.

Hamaky ny tohiny
FTT