Actualités

Fifandraisan-davitra Nizara loka ho an’ireo mpiara-miasa aminy ny Airtel


  • Alatsinainy 04 Aprily 2022

Nizara loka ho an’ireo mpiara-miasa akaiky aminy ny orinasam-pifandraisana Airtel. Tohin’ilay lalao nokarakarain’izy ireo nampitondrainy ny lohateny hoe :

 Airtel Mandresy ity hetsika ity izay mbola narahina fizarana loka ho an’ireo tsara vintana tamin’ny andiany voalohany ihany koa. Raha araka ny fanazavan’ny tompon’andraikitry ny serasera eo anivon’ity orinasam-pifandraisana iray ity dia natao izao mba ho fanomezana fahafaham-po ireo mpanjifa mafatra-po sy mpiara-miombon’antoka aminy. Manomboka amin’ny 1000 Ar no saran’ny someso iray dia efa hahafahana mandray anjara. Nisy ny ankitsapaka natao araka izany. Ho an’ireo tsara vintana dia nisy nahazo hatramin’ny moto izy ireo ankoatra ny vata fahitalavitra…Mbola hitohy hatrany moa izao hetsika fampilalaovana ny mpanjifa hataon’ny Airtel izao no valisoa hatolony ho an’ireo mpiara-miasa sy mpanjifany akaiky.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT