• Alakamisy 17 Febroary 2022
Actualités.Fidorohana zava-mahadomelina Roalahy indray no tratra teny Volosarika Ambanidia

Lehilahy miisa roa 18 sy 20 taona ny no nosamborin’ny polisy omaly 16 Febroary rehefa avy nidoroka zava-mahadomelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Febroary 2022
Actualités.Fandraikiraikena Manana paikady hafakely ireo mpisoloky Cash point

Tovolahy miisa 02 no voasambotry ny Polisin’ny Fifamoivoizana tetsy Ankazomanga omaly tokony ho tamin’ny 10 ora maraina rehefa nisoloky.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Febroary 2022
Actualités.Rivodoza Dumako Mitondra rotsak’orana matevina any avaratra atsinanana

Niditra an-tanety tao Soanierana Ivongo omaly tamin’ny 03 ora tolakandro ny rivodoza DUMAKO. 75 km/ora ny rivotra miaraka aminy, arahina tafiotra 100 km/ora.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Febroary 2022
Actualités.Fihaonana an-tampon’i Eoropa sy Afrika Miandrandra anjara amin’ilay 150 miliara euros ny Fitondrana

Handray anjara amin’ny Fihaonana an-tampon’ny Fivoriamben’ny Vondrona Eoropeanina (UE) sy ny Vondrona Afrikanina (UA) andiany faha-6 hatao any Bruxelles manomboka ny 17-18 febroary 2022 izao i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Febroary 2022
Actualités.Fikasana hamono olona Nalaina am-bavany omaly tany an-tranony i Raissa

Taorian’ny nahaterahan-dRazaivola Raissa ny herinandro lasa teo dia fantatra fa notanterahina omaly alatsinainy 14 febroary 2022 ny fihainoana sy ny fakana am-bavany azy notanterahin’ny mpitandro ny filaminana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Febroary 2022
Actualités.Fahadoboana eto Antananarivo Tapi-dalan-kaleha ny fanjakana

Tsy mahita vahaolana amin’ny fahadaboana miseho eto an-drenivohitra mihitsy ny fanjakana foibe sy ny kaominina ambonivohitra Antananarivo rehefa fotoam-pahavaratra tahak’izao indrindra ny filatsahan’ny orana.

Hamaky ny tohiny
FTT