Actualités

Transparency international -Madagascar “ Avoahy i Jeannot Randriamanana”


  • Alatsinainy 09 Mey 2022

Jeannot Randriamanana dia mpampianatra ao amin'ny CEG ao Mananjary. Nanao fanairana izy tamin'ny alalan'ny tambazotra sosialy Facebook momba ny zava-misy iainan'ny mpianatra sy ny fampianarana any Nosy Varika

ary ny fanodikodinana fanampiana ho an'ireo traboinan'ny rivodoza Batsirai, hoy ny fanazavan’ny tale mpanatanteraky ny Transparency international initiative Madagascar, Rafitoson Ketakandriana. Noho ireo dia notorian'ny loholona sy solom-bavambahoaka ary sefo CISCO izy ary voaheloka 2 taona an-tranomaizina, hoy hatrany ny fanazavana. Tsy rariny io fanenjehana azy io satria zon'ny olompirenena tsirairay ny maneho ny heviny ary manaitra ny fiarahamonina misy azy amin'ny zavatra tsy mety hitany. Noho izany dia manentana antsika hiaraka hitaky aminay ny famontsorana tsy misy hatak’andro an'i Jeannot Randriamanana ary ny fanafoanana ireo fanenjehana rehetra azy, hoy hatrany ny TI-IM.
J. Mirija
Legende: Ketakandriana Rafitoson, tale mpanatanteraky ny Transparency international initiative Madagascar
 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT