Actualités

Ahiana ho nampamono ny rafiny Voasambotra ilay vadina dokotera


  • Alakamisy 05 Mey 2022

Voasambotra afak’omaly Alarobia hariva ilay vadina dokotera voarohirohy ho nanakarama olona namono an'i Elisabeth ilay tovovavy mpianatra paramed,

hita faty tany anaty zaoridira tao Mahajnga andro maromaro lasa izay. Raha tsiahivina dia voalaza ho sipan'ny vadiny, ity tovovavy ity ka nananany teti-dratsy. Efa voasambotra tao amin'ny hotely iray any an-toerana ireo mpamono izay nahitana ireo anadahin’ilay vadin’ny dokotera ary nanambara fa ny anabavin'izy ireo ihany no nanakarama azy ireo vola 5 tapitrisa Ar mba hamono ilay zazavavy. Nanao fianarana asa tao amin’ilay dokotera moa ity tovovavy namoy ny ainy ity izay zanak’i Maroantsetra. Andrasana izay mety ho tohin’ny raharaha.
Nangonin’i Pati
Legende : Ilay tovovavy hita faty nifatotra tao anaty fanariam-pako!
 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT