• Alarobia 02 Martsa 2022
Actualités.Antsiranana Mirongatra indray ny asa ratsin’ ny foroche

Andiana tanora 10 ka hatramin’ny 20 taona no fantatra fa mivondrona ao anatin’ny fikambanan-jiolahy antsoina hoe Foroche any Antsiranana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Martsa 2022
Actualités.Antananarivo Renivohitra Lasa Parking fitadiavam-bola ny tokontanin’ny EPP

Saika hatao parking na toerana fijanonan’ny fiarakodia sy ny moto amin’ny alina ny ankamaroan’ireo sekoly ambaratonga fototra eto Antananarivo renivohitra sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Martsa 2022
Actualités.Imbiki H sy Fanirisoa E Ady tsy mety vita efa ho 6 taona

Ady tsy mety vita, sakay sy maso an-taonany maro, fifampiandrasana an-kendritohana,… Io no mamintina ny fifandraisan’Atoa Imbiki Herilaza sy Rtoa Fanirisoa Ernaivo, efa 6 taona teo ho eo izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Martsa 2022
Actualités.Minisiteran’ny filaminam-bahoaka Misy polisy mitaraina fa hoe tsy nandray karama

Vaky taraina ireo solontenan’ny mpianatra ho polisy izay tamin’andiany Iratra nivoka ny tamin’ny 24 desambra 2021 fa tsy mbola nandray karama ara-dalana sy ireo tombotsoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Martsa 2022
Actualités.Raibe namoa-doza Bevohokany enim-bolana ny zafikeliny

Raibeny namoa-doza 57 taona indray no nahavita nanolana ny zafikeliny vao 15 taona tao amin’ny fokontany Morafeno Atsimo, kaominina an-drenivohitr’Arivonimamo, volana maromaro lasa izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Martsa 2022
Actualités.Soavimasoandro Voasambotra ilay lehilahy nanolana ny zanany vavy

Omaly no voasambotra teny Soavimasoandro raha araka ny fampitam-baovao avy tamin’ny olon-tsotra tsara sitrapo ilay Ray niteraka nahavita nanolana ny zanany vavikely vao 13 taona monja. 37 taona itsy voalohany raha ny fantatra.

Hamaky ny tohiny
FTT