• Alarobia 30 Martsa 2022
Actualités.Mahajanga Ila-tongotra vehivavy, hita teny amoron-dranomasina

Ila-tongotra vehivavy iray no hitan'ny fokonolona teny amoron-dranomasina tao Mahajanga omaly talata 29 martsa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Martsa 2022
Actualités.Antananarivo Mangotraka indray ny delestazy

Niverina mampikolay indray ny delestazy eto Antananarivo sy ny manodidina. Tena mampiteny ny moana! Ambanilalana Itaosy izao nanomboka tamin'ny zoma hariva no tapaka ny jiro,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Martsa 2022
Actualités.Kaominina Antananarivo Renivohitra Misy fitantanam-bola hafahafa

Manomboka tezitra sy mampiaka-peo amin’ny fomba fitantanana ara-bola ao amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) amin’ny alalan’ny fampidirana ilay orinasa SMGD (Société Municipale de Gestion Digitale) ireo mpiasan’ny Kaominina Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Martsa 2022
Actualités.Kolejy sacré coeur Toliara I Mpianatra maromaro tratran’ny ambalavelona

Mpianatra maromaro manovo fahalalana eo anivon’ny kolejy sacré coeur Toliara I no tratran'ny ambalavelona omaly ny maraina , raha araka ny loharanom-baovao azo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Martsa 2022
Actualités.Fisolokiana, fanapariahana ambalavelona,… Lehilahy roa no nosamborina tany Boeny

Lehilahy roa 28 sy 32 taona no voatery nosamborina tany amin’ny Faritra Boeny afak’omaly ny 22 martsa. Resaka fisolokiana sy fivarotana entan’olona tsy nahazoana alalana no antony nisamborana ny iray,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Martsa 2022
Actualités.Mifoha ny fitakiana “Avereno amin’ny satelita ny MBS”

Herintaona mahery izay no nanapahan’ny Fanjakana ny fahafahan’ny fahitalavitra MBS mandeha amin’ny satelita : Canal+, Startimes, ary ny Parabole,…

Hamaky ny tohiny
FTT