Actualités

Nandritra ny fetim-pirenena Olona 15 no nosamborina


  • Talata 28 Jona 2022

Miisa 15 ireo olona voasambotra nandritry ny fankalazana ny fetim-pirenena 26 Jona lasa teo,ka ny 04 tamin’ireo no fantatra fa mamo an-dalambe,

ny 03 tratra noho ny resaka fanendahana, 02 tratra teo am-pangalarana ary 06 no nanaovana fanadihadiana manokana.Nitrangana lozam-pifamoivoizana ihany koa nandritra ny fety ka miisa 07 ny lozam-pifamoivoizana niseho izay naharatrana olona miisa 03. Miisa 02 kosa ireo loza tsotra tsy nahitana ratra sy fanana simba raha miisa 02 ireo niteraka fahapotehana fananan’olona vokatry ny familiana tao anaty hamamoana.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT