- Talata 19 Aprily 2022
Actualités.Bealanana Omena 200.000 Ar izay mahatratra ireo namotika ny Ceg
Nisy namotika ny Sabotsy hifoha alahadin'ny Paska teo ny Ceg manara-penitra ao Ambodiampana, distrikan'i Bealanana.
Hamaky ny tohinyNisy namotika ny Sabotsy hifoha alahadin'ny Paska teo ny Ceg manara-penitra ao Ambodiampana, distrikan'i Bealanana.
Hamaky ny tohiny« Fambolen-kazo, fanarenana ny loharano, antoky ny fiveloman'ny mponina ». Io no lohahevitra ho fiaraha-mientana nosafidian’ny fitondram-panjakana amin'izao taom-pambolen-kazo 2022 izao.
Hamaky ny tohinyZazalahy kely iray vao 9 taona monja no fantatra fa nanjavona rehefa nilalao teo an-tokontany tany Toamasina.
Hamaky ny tohinyNodimandry omaly Alakamisy maraina i Jessica mpanotra rehefa niala nenina teny amin’ny hopitaly.
Hamaky ny tohinyNotanterahan Ambatovy sy ny Conservation International ny 11 aprily 2022 tao Antananarivo ny fanaovan tsonia ny
Hamaky ny tohinyNitrangana korontana sy fifamaliana teo amin’ny samy mpiasan’ny ONE na ny Ofisim-pirenena momba ny tontolo iainana ny zoma 08 aprily lasa teo nandritra ny fifanakalozana resaka taorian’ny fahataperan’ny lahadiiky ny fivoriaben’ny sosialy ONE.
Hamaky ny tohiny