Actualités

Fivarotan-drongony Lehilahy iray no tratra tetsy Ambohijatovo


  • Alarobia 13 Jolay 2022

Voasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny kaomisaria CSP2 Ambohijatovo ny lehilahy iray 24 taona omaly rehefa nivarotra zava-mahadomelina.

Nandritra ny fisafoana nataon’ireo Polisy teny amin’iny boriborintany faharoa iny no nahafantaran’izy ireo fa misy lehilahy iray mihaodihaody eny Tsiadana mivarotra zava-mahadomelina. Nidina avy hatrany teny an-toerana ny mpitandro ny filaminana nanao ny fanaraha-maso. Natao ny vela-pandrika ka sarona teo am-pivarotana tokoa ity lehilahy ity; tratra ambodiomby teo am-panomezana rongony olona , teo akaikin’ny fiangonana iray teo Tsiadana . Araka ny fantatra dia sady mifoka ny lehilahy no mivarotra.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT