- Alakamisy 12 Mey 2022
Actualités.Saika hijoko ny vadiny Nofirain’ny rafiny tamin’ny antsy avy aoriana ilay vehivavy
Ramatoa iray saika hijoko ny vadiny tany an-tranon’ny rafivaviny ny Alatsinainy hariva teo, tokony ho tamin'ny 07 ora sy sasany no nahita loza tsy fidiny.
Hamaky ny tohiny
