Actualités

Sahan’i Tsingoritelo “Nambolena ala honko 5000 isa”


  • Alakamisy 28 Jolay 2022

Tontosa ny 26 jolay 2022 teo ny andro iraisampirenena ho an’ny fiarovana ny tontolo iainana amin’ny alalan’ny fikoloana sy fitehirizana ala honko.

Toy ny isan-taona, dia nohamafisina ny fiarovana izany ao Tsingoritelo, atsimo andrefan’I Madagasikara. Marefo tsinona ny ala honko ao an-toerana vokatry ny fampiasan’ireo mponina ao an-toerana izany tafahoatra. Zanaka mangrovy na ala honko miisa 5000, noho izany, no natsatoka tao amin’ny sahan’I Tsingoritelo. Miisa 120 ireo olombelona nandray anjara tamin’izay fambolena ala honko tao an-toerana izay. Isan’izany ireo voakasiky ny vovonana fiarovana ny zaza sy ankizy ao Toliara, ry zareo avy ao amin’ny Bel Avenir, ireo mpilatsaka an-tsitrapo iraisampirenena, ireo tanoran’ny Bloco Malagasy ary ireo hafa rehetra mifandray amin’ity tetikasa ity, hoy ny fampitam-baovao.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT