• Talata 17 Mey 2022
Actualités.Mpisoloky amin’ny finday Nisy namaky bantsilana ireo laharana

Ireto laharana Telma ireto dia mpisoloky, hoy ny mpikirakira tambazotran-tserasera sady mpanao gazety iray omaly, namaky bantsilana ny laharan’ireo mpisoloky amin’ny finday niantso azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Mey 2022
Actualités.Rangahy nifoka rongony be loatra Ny zanany vavy ihany no naolany

Tena mampidi-doza ny fifohana rongony. Rangahy iray 35 taona no nahavita nanolana ny zanany vavy naterany vokatr’izany tany amin’ny faritra Betsiboka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Mey 2022
Actualités.Sakoroka tao Manakara Naratra hatramin’ny zaza menavava

Niafara tamin'ny rotaka sy poa-basy ny lalao antsoina hoe Anjara Vintana tao Bazary Tanambao ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Mey 2022
Actualités.Tanjombato Nisy omby tafiditra tao amin’ny Jumbo Smart

Hafa kely ary tsy fahita ny zava-nitranga teny amin’ny Jumbo Smart Tanjombato ny sabotsy lasa teo. Nisy mpijery tsena sy mpiantsena niavaka, niditra ary nijerijery entana; omby iray no tafiditra tao anatin’ity trano fivarotana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Mey 2022
Actualités.anjombato Nisy omby tafiditra tao amin’ny Jumbo Smart

Hafa kely ary tsy fahita ny zava-nitranga teny amin’ny Jumbo Smart Tanjombato ny sabotsy lasa teo. Nisy mpijery tsena sy mpiantsena niavaka, niditra ary nijerijery entana;

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Mey 2022
Actualités.Misaona ny tontolo politika Nodimandry i Daniel Ramaromisa

Misaona ny tontolo politika Malagasy satria dia nodimandry omaly teo amin’ny faha 92 taonany ny mpanao politika, Daniel Jean Ramaromisa, fantatry ny maro tamin’ny hoe Daniel Ramaromisa.

Hamaky ny tohiny
FTT