• Alarobia 18 Mey 2022
Actualités.Nosamborina i Vaonalaroy Randrianarisoa Nisoloky, nisandoka ho mpiasan’ny Prezidansa…

Nosamborina ny maraina teo ary nentina tao amin’ny Sampam-pikarohana momba ny heloka bevava eny Fiadanana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Mey 2022
Actualités.Women in Business Tokony hiroso hatrany ny vehivavy mpandraharaha

Manana ny maha-izy azy ny vehivavy mpandraharaha. Tokony ho faka tahaka izy ireny hoy ny Minisitra Edgard Razafindravahy omaly talata 17 mMey tetsy amin’ny hotel Carlton Anosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Mey 2022
Actualités.Lehilahy matin’ny fitsaram-bahoaka “Tsy nanan-tsafidy izahay”, hoy ny zandary

Tovolahy iray antsoina hoe Andry no namoy ny ainy vokatry ny ratra sy vono an-tsitra-po nahazo azy izay nataon'ny vahoaka maro tao amin'ny Distrikan'i Betafo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Mey 2022
Actualités.Fanadihadian'ny depiote ny trafikam-bolamena Mba ho lasa lavitra sa ho resabe fotsiny indray ?

Nankatoavin'ireo solombavambahoaka omaly 17 may 2022 ny fandaharam-potoana ny 12 mey hatramin'ny 01 jona 2022 ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Mey 2022
Actualités.Kaominina Betafo Namoaka mpiofana informatika 392 isa

Niampy 152 ireo tanora mahay ny fototra amin’ny informatika hikirakirana solosaina ao Betafo, Faritra Vakinankaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Mey 2022
Actualités.Mpisoloky amin’ny finday Nisy namaky bantsilana ireo laharana

Ireto laharana Telma ireto dia mpisoloky, hoy ny mpikirakira tambazotran-tserasera sady mpanao gazety iray omaly, namaky bantsilana ny laharan’ireo mpisoloky amin’ny finday niantso azy.

Hamaky ny tohiny
FTT