Actualités

TOLIARA II Lehilahy hita fatsy tsisy maso intsony


  • Alatsinainy 01 Aogositra 2022

Lehilahy iray no hita faty teo amin’ny arabe tao amin’ny Fokontany Belitsake kaominin'Analamisampy distrikan'i Toliara II ny faran’ny herinandro teo.

Raha ny vaovao voaray dia tsy nisy masony roa intsony ity lehilahy ity. Ankoatra izay dia nahitana ratra hafa ihany koa ny tenany hoy hatrany ny vaovao. Lasa miaina ao anaty tebiteby fatratra ireo mponina any an-toerana noho izany. Efa mahasahy mamono ampitsanganana mihitsy ireo mpangala-maso hoy hatrany izy ireo ka na ny hivoaka ny trano aza lasa atahorana.
Nangonin’i Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT