- Alakamisy 09 Jona 2022
Actualités.TSIPOAPOAKA Ramatoa iray no torana vokatry ny fahatairana
Efa tena tsy ara-dalana intsony ny toe-pahasalaman’ny ankamaroan’ny Malagasy amin’izao vokatry ny hasarotan’ny fiainana.
Hamaky ny tohinyEfa tena tsy ara-dalana intsony ny toe-pahasalaman’ny ankamaroan’ny Malagasy amin’izao vokatry ny hasarotan’ny fiainana.
Hamaky ny tohinyAdidy amin’ny maha-olom-pirenena, indrindra fa ho an’ireo zatovolahy feno taona ny fitsarana miaramila. Toraka izany koa ny zatovovavy.
Hamaky ny tohinyManoloana ny firongatry ny fakana zazavavy tanora nisesisesy tato anatin'ny herinandro vitsivitsy dia mampametra-panontaniana hoe natao inona foana ireny sarin’ady na "simulation"
Hamaky ny tohinyLehilahy iray 44 taona no nosamborin’ ny Polisim-pirenena avy ao amin’ny SUT(Sureté Urbaine de Tana) teny Anosy an-tanimbarin'Andriana ny sabotsy faha 04 jona teo noho ny fisandohana andraikitra.
Hamaky ny tohinyLehilahy iray antsoina hoe Marolahy Christian mpanao ady totohondry avy amin'ny klioba FITAMI ao Toamasina no namoy ny ainy taorian’ny ady nataony ny alatsinain’ny paska 06 jona lasa teo.
Hamaky ny tohinyAnkoatra ny tsy fandriampahalemana dia mirongatra ihany koa ny fanolanana ao Vohemar. Zazavavy kely iray vao 04 taona monja no voaholana ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny fokontany Ambatojoby Manambery.
Hamaky ny tohiny