• Zoma 24 Jona 2022
Actualités.Namana mpanao gazety teholy martin Miantso tolo-tanana hiatrehana fandidiana

Misy taolana potika ao ambanin’ny ankihiben’ny namana mpanao gazety Teholy Martin, tranga izay mety hitarika amin’ny tsy fahafahan’ireo rantsam-batany rehetra hiasa intsony

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Jona 2022
Actualités.Kohen Rivolala Fampizaraham-bazana no ataon'i Tatandraza

Nivoaka tamin'ny fahanginany i Kohen Rivolala mpitarika fivavahana sy mpitarika antoko politika manoloana ny fiparitahan'ny horonan-tsary miendrika fihantsiana sy fampihorohoroana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Jona 2022
Actualités.Fiatrehana ny fiovaovan’ny toetr’andro Nanome fitaovana 48,8 taonina ny USAID

Nitondrana fanampiana ara-pitaovana mitentina 1 200 000 dolara hiatrehana ny loza ateraky ny fiovan’ny toetrandro ny Amerikanina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Jona 2022
Actualités.Fanamboarana kara-panondro Ny olompirenena no mividy ny plastika famonosana

Efa sady sahiranina hiverina any amin’ny distrika misy ny renin-karatra izany ankehitriny ny olompirenena very karapanondro na hanavao ny karapanondrony no mbola asaina mitady ny plastika

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Jona 2022
Actualités.Elakelan-tranon’Ampandrana Tratra ilay rangahy mpivarotra rongony rôrô

Lehilahy iray no voasambotry ny Polisim-pirenena avy ao amin’ny CSP3 Antaninandro ny omaly alatsinainy 20 jiona 2022 rehefa nahatrarana rongony maherivaika héroine.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Jona 2022
Actualités.Fahasalaman’ny olona varira Vidiana 90.000 Ar ny crème iray tsy maintsy hampiasaina

Homamiadan’ny hoditra no mahatonga ny olona iray ho lasa varira, raha araka ny fanadihadiana natao. Vao teraka izy dia efa mitranga izany,

Hamaky ny tohiny
FTT