Actualités

Fahatsiarovana ny mpanjakan’ny Pop Hanolotra seho tokana ny The Jackson Boys


  • Zoma 26 Aogositra 2022

“Legend Never Dies” na koa hoe ny andrarezina tsy mba maty. Hanolotra seho tokana mitondra izay lohateny izay ny tarika The Jackson Boys ny 18 septambra

izao etsy amin’ny CCESCA Antanimena, hoy ny fanazavan’ny mpikarakara. Ry zalahy ireto moa raha tsiahivina dia tena tarika maka tahaka mihitsy ilay amerikanina mpanjakan’ny Pop izay efa nodimandry ny 25 jona 2009, Michael Jackson. Fahatsiarovana ity andrarezina ity ary seho tsy manam-paharoa moa no ampanantenain’ny mpikarakara azy io ka dia ho hita eo tokoa.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT