• Alatsinainy 11 Jolay 2022
Actualités.Mpianatra ho zandary 121 km no natao dia an-tongotra

Halavirana 121km niainga teo amin’ny sekolin'ny zandarimariam-pirenena Ankorombe - Ambovombe Centre, distrikan'ny Manadriana,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Jolay 2022
Actualités.Antalaha Lehilahy iray nandrahona hitifitr’olona

Lehilahy iray, 43 taona ny faran’ny herinandro teo no tratra nitazona basy vita gasy sy nandrahona hitifitr’olona tany amin’ny distrikan’Antalaha.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Jolay 2022
Actualités.Maripana 2°C ao Faratsiho Mangorom-potsy ny ranonando

Tena mamirifiry tanteraka ny hatsiaka eto an-drenivohitra. Na izany aza mitondra faisana kokoa ireo mponina any amin’iny Faritra Vakinankaratra iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Jolay 2022
Actualités.Andron’ny tahirim-bolam-panjakana Ho tontosaina ny 12 sy 13 jolay

Ho tontosaina ny 12 sy 13 jolay 2022 izao etsy amin’ny “Parvis” an’ny lapan’ny tananan’Analakely ny andron’ny tahirim-bolam-panjakana malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Jolay 2022
Actualités.Delestazy manarapenitra Amin’ny faran’ny taona vao mety hivaha ny olana

Nampiteny ny moana ny delestazy ny faran’ny herinandro teo teto Antananarivo sy ny manodidina. Misy naharitra adin’ny 9 tsy an-kiato ny sasany, tao aza ny nahatratra 12 ora,…

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Jolay 2022
Actualités.Mananjary Nosamborina ilay lehilahy nampiasa vola sandoka

Voasambotry ny Polisy miasa ao amin'ny Fitaleavam-paritry ny Filaminam-bahoaka Vatovavy Fitovinany tany Mananjary ny lehilahy iray 22 taona afak’omaly 04 jolay rehefa nampiasa vola sandoka.

Hamaky ny tohiny
FTT