Efamilaminasymiverinaamin'nylaoninynyfiainanaandavana'andron’ireomponinaaoIkongo, rahanyfampitam-baovaovoaraynysabotsyteo,
taorian’nyraharahafandripahan’nympitandrofilaminanavahoaka ka nahafatasenamponinahatramin’ny 23 isanyfiandohan’nyherinandroteo. Efanisynylamin’asanotarihin'nyZandarimariam-pirenena na CIRGN Fianarantsoa tarihin'nykolonelyRazafialisonsynympitandrofilaminanahafaaryireompiasam-panjakanamiasaao an-toerana, hoynyvoalaza. Misynyfandraisanaandraikitramanokananotarihin'ireoAmpanjakamanerananydistrika ka anton’nyfivoriambenataotenyamin'nyfoibe ara-kolontsaina na “Centre Culturel” ao an-toerananyandron’iny. Niakatratao an-drenivohitranyavy any amin'nyfokontanysykaomininamanodidina. Efaany an-toerana, hatramin'nymarainan’nysabotsyteokoanydepiote Jean BrunelleRazafintsiandraofa, hoy hatranynyfampitam-baovaovoaray. Andrasananytohiny!
J. Mirija
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.