Actualités

Niandohan’ny raharaha Ikongo Tsy mbola fantatra na maty na velona ilay zaza varira


  • Alarobia 07 Septambra 2022

Tsy mbola fantatra na maty na velona ilay zaza varira niandohan’ny raharaha Ikongo, raha ny fampitam-baovao

voaray hatreto aloha. Ilay raharaha niteraka vonomoka nataon’ireo mpitandro filaminana tamin’ireo vahoaka tao amin’ity distrika ity moa no tiana ambara, raha tsiahivina. Tsy mbola misy vaovao ofisialy voaray ihany koa mikasika ny niafaran’ireo jiolahy nosamborin’ny mpitandro filaminana izay nangatahan’ireo fokonolona navoaka tao amin’ny toerana niazonana azy ireo. Hisy ny famitranam-pihavanana ho tanterahana ny zoma izao manoloana ny tobin’ny zandary ao an-toerana, hoy hatrany ny fampitam-baovao.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT